Lahiantitra kendam-bodiakoho:mahazo fanjakana vao mivadi-boamaso,tonga valim-pitia vao voa totohondry an-katoka.
Sokajy: fahaterana
NIAINATOKY 02/12/2012 12:07

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

sylvoalias ( 06/03/2013 17:24)
Tena marina kah....
Ity indray no tsy mbola fantatro....hihihi
Misaotra anao e ..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0926