Andriamanitra tsy andrin'ny hafa fa andriko ihany
dagomainty 15/05/2013 20:20

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

dagomainty ( 15/05/2013 20:26)
maro ireo mora kivy eo anatrehan'ny fiainana ka dia milaza fa tsy misy Andriamanitra...ka na dia izany aza dia andriko ihany Izy na dia betsaka aza ireo fahoriana na fijaliana eto an-tany
satria fandalovana fotsiny...ka manantena foana ny fisiany na inon-kidona na inon-kihatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0887