Ohabolana maneho indrindra ny zava-misy amin'ny fiaraha-monina malagasy ankehitriny, mampiharihary ny fahoriana iainan'ny malagasy andavan'andro, ary koa ny tsy maha afa-bela azy, eny na hatrany am-pasana aza dia mbola misy mamongatra sy mangalatra ny taolam-balon'ireo razana.
Hevitra mandeha
Fihariharian'ny fahoriana lalovan'ny firenena amin'ny ankapobeny