Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny vontom-pon'ny te-ho velona tsy mitovy amin'ny vontom-pon'ny te-hamono.
Lemonja 05/01/2017 14:05
Hevitra mandeha
Nisy nifandirany izy mirahalahy ka hoy ilay zokiny tamin-dreniny:
- "Mandraria satrobory, iha, Roakemba io, fa holefoniko anaka anao itia! Sady nohenjehiny tamin'ny lefona ny zandriny... (Ny "satrobory" aty dia fientina misaona...)
Tsy tratrany mihitsy anefa ilay zandriny satria... (tohizo amin'ilay ohabolana!)