Raha maty aho, matesa rahavako; raha maty rahavako, matesa ny omby.
Sokajy: Fitiavan-tena
ramandimby.ceres1 27/07/2017 06:39

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

ramandimby.ceres1 ( 27/07/2017 07:02)
Mitaona ny Malagasy rehetra mba hitia indrindra mba tena hanome lanja ny teny malagasy fa tsy hanao toy ny valalan- dolo ny teny malagasy ka ny tompony aza tsy tia. Eny amin'ny fiarahamonina eny dia ahatarafana fa tsy metimety raha tsy ampifangaroana amin'ny teny vahiny ny teny malagasy raha tsy hilaza afa-tsy ny teny hoe:"possible" isika."Tano ny haza fa sarotsa ny mila" Mino sy matoky ao fa samy hanentanana ny manodidina azy avy isika rehetra rehefa samy nanitsy ny tenany ary aoka mba tsy hanao tari- bato vilam-bava.Mirary soa aby raona fa" tsa misy raha te-ho ategna fa ategna ro te-hanagna azy".
ramandimby.ceres1 ( 27/07/2017 07:01)

ramandimby.ceres1 ( 27/07/2017 07:00)
Mitaona ny Malagasy rehetra mba hitia indrindra mba tena hanome lanja ny teny malagasy fa tsy hanao toy ny valalan- dolo ny teny malagasy ka ny tompony aza tsy tia. Eny amin'ny fiarahamonina eny dia ahatarafana fa tsy metimety raha tsy ampifangaroana amin'ny teny vahiny ny teny malagasy raha tsy hilaza afa-tsy ny teny hoe:"possible" isika."Tano ny haza fa sarotsa ny mila" Mino sy matoky ao fa samy hanentanana ny manodina azy avy isika rehetra rehefa samy nanitsy ny tenany ary aoka mba tsy hanao tari- bato vilam-bava.Mirary soa aby raona fa" tsa misy raha te-ho ategna fa ategna ro te-hanagna azy".
ramandimby.ceres1 ( 27/07/2017 06:53)
Mitaona ny Malagasy rehetra mba hitia indrindra mba tena hanome lanja ny teny malagasy fa tsy hanao toy ny valalan- dolo ny teny malagasy ka ny tompony aza tsy tia. Eny amin'ny fiarahamonina eny dia ahatarafana fa tsy metimety raha tsy ampifangaroana amin'ny teny vahiny ny teny malagasy raha tsy hilaza afa-tsy ny teny hoe:"possible" isika."Tano ny haza fa tsarotsa ny mila" Mirary soa ho antsika rehetra ary!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0184