Ny teny toy ny voantsilo tsy afa-day: mamy fa sarotra entina

Nampidirin'i : rainizao

Hevitra mandeha

rainizao (13/05/2019 14:54:45)

Sarotra ny mitondra teny ka tsara raha hialohavana fialan-tsiny fa ny teny maro tsy ilaozan'ota

Hametraka hevitra

Midira aloha