Ny lefitra tsy amin-tody mampiray vahana ny fandeferana
Na amin'inona na min'inona raha vao tonga ao antsain'ny olona iray ny atao hoe "Lefitra" na fandeferana tsisy valy faty dia tena anisany mampaniry vahana ny fifakantiavan'ny: Fiaraha-monina,Ny firaisam-pirenena,Ny maham-piray tampo,sns...ary mametraka lova tsara indrindra hoan'ny Taranaka fara-mandimby mintsiny aza.Ny lefitra izany dia mahay mamela heloka tsy mitahiry halahelo am-po.Tsara ho fantatra koa fa ny "Lefitra" koa dia midika hoe: "sedra"mahay mizaka ireo olana misy eo amin'ny samy olona (fifampitondrana).