Aza mihomehy amboa mahia mba tsy hibozan'ny volony
tsara_ny_marina 16/05/2019 10:59

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

tsara_ny_marina ( 16/05/2019 11:06)
Aza mifaly noho izy tsy afa manoatra fa tsy fidiny ho azy izany.Aza mifaly noho ny fahoriany raha mba avalin-janahary anao mety tsy ho zakanao.Aza mijery azy rovitra fitafy, mafy aminy io fa tsy fidiny hoazy.Aza miseho azy ho tafarina ka hanitsakitsaka ny malahelo.Aza mihomehy ny mahantra fa tsy mba niriny izany nefa iainany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0596