Ny ela no maharay roa
Sokajy: vady
tsara_ny_marina 28/05/2019 10:39

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

tsara_ny_marina ( 28/05/2019 10:47)
Ny ela no maharay roa dia midika fiovana eo amin'ny fifankazarana nisy teo aloha!
ohatra: vady "Rehefa ela tsy mihaoa ny mpifankatia dia manova zavatra iny tsy fihaonana ela iny!
Ohatra finamana: Rehefa ela tsy mifankahita ny mpinamana dia tsikaritra eny foana izay fiovana izay, misy miova tsikelikely ny fifandraisana!
Ohahatra ny mpisakaiza: rehefa ela tsy mifandray ireo fo roa mifakantia ireo dia lasa tonga any amin'izay hoe ny ela maharay roa izay; zany hoe mitady solony aloha izy mandritra ny fotoana hihaonana indray.Ka raha fitinina ny "ela maharay roa" dia hita taratra eo fiovana na ireo halemen'ny tsirairay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2526