Manaotao foana toa an'Andriamanitra nanao ny voay
Sokajy: biby - asa - Biby - Haitao - Andriamanitra - Zavatra
fensrakoto 30/08/2019 17:46

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

fensrakoto ( 30/08/2019 17:53)
Enti-milaza ny endriky ny zavatra iray namboarina, izay zara fa vita, na natao fahatany.
( Eto dia ny "manaotao foana" dia teny miverin-droa avy amin'ny hoe manao, Koa satria "tao" ny fototeny,dia manao/tao foana izany ny miverindroa azy. Araka izany,dia diso ny fomba fiteny hoe" manaonao" foana)
fensrakoto ( 30/08/2019 17:50)
Enti-milaza ny endriky ny zavatra iray namboarina, izay zara fa vita, na natao fahatany.
( Eto dia ny manaotao foana dia teny miverin-droa ny hoe manaa, Koa satria tao ny fototeny eto dia zay no maha manao/tao foana azy. Araka izany diso ny fomba fiteny hoe manaonao foana)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0901