Ny naman-kanírina manjàry havana, ny naman-kandrendrika tonga fahavalo.
Maminirinaheryz_ 21/01/2020 10:04

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

Maminirinaheryz_ ( 21/01/2020 10:10)
Tsy mahatsara ny olona sy izay ho taranany ny manambàka izay mitovy aminy amin'ny fampiasàna "hakingam-pahalalana" entina mambotry fa tsy manandratra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.056