Mpamosavy milevina amoron-dalana ka mahatantesa valin-kitsaka
Sokajy: mpamosavy
sylvoalias 04/10/2020 11:31

Ohabolana mitovy na saika mitovy (6)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Saika mitovy 99% ilanto - 12/10/2007 07:09
Saika mitovy 97% RIJA08 - 12/03/2026 06:27 Tsy mivoaka
Saika mitovy 97% dziana - 09/05/2008 13:18
Saika mitovy 97% JMR - 27/09/2005 14:35
Saika mitovy 95% ravomahandry - 02/09/2011 20:46 Tsy mivoaka

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

hery ( 10/03/2022 19:11)
Valifaty mihitsy
sylvoalias ( 04/10/2020 11:34)
Ny tsy anaovan-dratsy hoe de noho ny tahotra an'Andriamanitra fa kodiarantsarety ny fiainana ka mivadika ambony ambany...manitsakitsa ny fafahavelona ka voahitsakitsaka kosa nony maty.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2344