Aleo miadan-ko reniny toy izay mitsatsaingoka ho vantony
aivetinakely 08/01/2024 17:57

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

aivetinakely ( 08/01/2024 17:59)
Rehefa mahay mandamin-javatra dia miadana sy milamina tahaka ny reniolona , fa raha mandrombaka teny dia tsy feno fanajana ka oharina amin'ny vantotr'olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0561