Tsobokonim-bobaka tsy veraverain-jaza mataho biby
Sokajy: Zanaka
Tsipakay 20 andro lasa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

Tsipakay ( 20 andro lasa)
Oha-pitenenana sakalava.
Bobaka(vorona mihinana biby kely toy ny tana,bibilava,..
Tsobokony=tsinay
Nb: izany hoe raha matahotra biby ianao tsy tokony hilalao, hitsapatsapa ny tsinain'io vorona io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0952