Betsaka ny olona azo alaina ho vady, maro amin'izay ireny no tsara bika, tsara endrika azo isafidianana tsara, fa ny ho rafozana kosa dia vitsy satria mametraka masontsivana tsy tambo isaina izy ireny alohan'ny hanomezany ny zanany. Izany no hevitr'io ohabolana io.
Hevitra mandeha