NY ASA
Ny asa no lova,
soa tsy lany hasina,
Andaniana ny fotoana,
amin’ny fo sy saina.
Fa ny fety koa indraindray,
fitsaharana masina,
Hanangonana hery
hifohazana maraina.
#Mahane    
    
            
        
    
        AsaphMahane        01/05/2025 16:33    
    