Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe Ambohimangidy
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
Ambohimangidy
Hampiditra ohabolana
1.
"Tandremo sao manao Akoholahin'ambohimangidy, ka domina vao maneno"
Rafanomezantsoaa
2.
Ondrilahin'Ambohimangidy: hondrihondriny iraimbilanja; lava tandroka vao lasiventy.
soanja
3.
Ondrilahin'Ambohimangidy: tonga soa vao latsa-bidy.
soanja
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0416