Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe Mitolona
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
Mitolona
Hampiditra ohabolana
1.
Mitolona am-batolampy ka izay ratsy fihazona no vaky loha
latina
2.
Mitolona anaty rano ka samy lena
latina
3.
Mitolona am-bovon-tany, ka samy mavo
latina
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0547