Lisitry ny ohabolana misy hoe Raivo
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe Raivo
1.
Alaon'ny andro nampakarana anie aho: ny hena be, ny fitia nandroso; ka sady Ramatoa aho no Raivo.