Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe am-balam-parihy
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
am-balam-parihy
Hampiditra ohabolana
1.
ny marina toy ny vato am-balam-parihy raha tsy hitan'ny angady lohataona,hitan'ny antsy raha fararano
Nyavorakoto
2.
Vano am-balam-parihy ihany mantsy aho, ka raha tazanina toa avo dingana, hatonina kely fingotra
yveratsimb
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0336