Lisitry ny ohabolana misy hoe anadray
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe anadray
1.
Ny anadray aman-dreny toy ny tsipak'ombalahy, raha tsy mahavoa mahafanina fa raha mahavoa mahafaty