Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe atolo-jaza
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
atolo-jaza
Hampiditra ohabolana
1.
Vorona tsy antanana tsy atolo-jaza
sylvoalias
2.
Ny valala tsy an-tanana tsy atolo-jaza
niryna
3.
Valala tsy azo tsy atolo-jaza!
jentilisa
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0189