Lisitry ny ohabolana misy hoe famonosana
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe famonosana
1.
Ny fihavanana hoatra ny landy, maty isika famonosana, velona itafiana ka ny madilana arahi-panondro.