Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe hifandramatra
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
hifandramatra
Hampiditra ohabolana
1.
Raha ny mamba sy ny voay no miady, dia aoka hifandramatra; fa tsy salaka ho tapaka, ary tsy lamba ho rovitra.
jentilisa
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1984