Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe itaingenana
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
itaingenana
Hampiditra ohabolana
1.
Aza manao toy ny masoandro any atsinanana, ny avo ihany no itaingenana fa manaova toy ny masoandro any andrefana, izay mivoha varavarana tsidihina avokoa.
jentilisa
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2145