Lisitry ny ohabolana misy hoe manam-pandehanana
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe manam-pandehanana
1.
Ny vady hono manam-pandehanana, fa nyhavana tsy azo ariana.
# Ny vita-bady anefa tsy vitan-kavana