Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe manan-kantenaina
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
manan-kantenaina
Hampiditra ohabolana
1.
Zazavavy navoaka an'entana ka mirehereha manan-kantenaina.
aivetinakely
2.
Tsy manan-kantenaina tahaka ny maty havana akaiky, Tsy manam-pitsetra tahaka ny maty olo-malala.
aivetinakely
3.
Mba manan-kantenaina tahaka and-Rafotsibe nandevina eran'ambatry.
aivetinakely
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0352