Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe mangala-katsaka
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
mangala-katsaka
Hampiditra ohabolana
1.
Goaika mangala-katsaka ka izay mivoaka dadany avokoa.
aivetinakely
2.
Njola mangala-katsaka: mody tsy mijery, kanjo mitily ny main-dambana.
latina
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0693