Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe mirehareha
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
mirehareha
Hampiditra ohabolana
1.
Maivan-tsaina tahaka ny angidina, akanjo manify no enti-mirehareha.
aivetinakely
2.
Aza mirehareha manan-tany fa rehefa mody ianao, izy ihany no hitelina.
aivetinakely
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0334