Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe mitan-defona
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
mitan-defona
Hampiditra ohabolana
1.
Toy ny voasary, mitan-defona zato nefa tsy maharo vady aman-janaka.
soanja
2.
Toy ny tsevoka, ka vao teraka dia mitan-defona.
soanja
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0215