Lisitry ny ohabolana misy hoe nampakarana
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe nampakarana
1.
Alaon'ny andro nampakarana anie aho: ny hena be, ny fitia nandroso; ka sady Ramatoa aho no Raivo.