Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe tenanao
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
tenanao
Hampiditra ohabolana
1.
Tiavo ny tenanao aloha dia manaraka ho azy ny zavatra rehetra
niryna
2.
Tsy misy manome hevitra tonga lafatra raha tsy ny tenanao ihany
niryna
3.
Raha mahahitsy ny tenanao hianao dia tsy hanitsy anao intsony ny hafa
niryna
4.
Raha hendry hianao dia hendry ho an'ny tenanao ihany, raha maditra hianao dia hianao irery no hiharan'izany
niryna
5.
Tiavo ny namanao tahaka nytenanao
doum
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0491