Lisitry ny ohabolana misy hoe tongo-dronono
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe tongo-dronono
1.
Na manan-karena tahaka ny inona aza, tsy fanao ny manasa tongo-dronono, na manontsam-bava tantely.