Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe voazara
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
voazara
Hampiditra ohabolana
1.
Aza atao fitia voazara, ny tandrify azy indray no tsy henika
aivetinakely
2.
Fitia voazara, ny maharitra no tompony.
aivetinakely
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0707