Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny ohabolana, anaty sokajy
antsy
Hampiditra ohabolana
1.
Tsy sitrapon'ny antsy ny hikapa taola-mahery fa asesiky ny tana-mandrasa ka tsy afa-mandà .
aivetinakely
2.
Tsy sitrapon'ny antsy ny hikapa ny taola-mahery, fa asesiky ny tana-mandrasa.
soanja
3.
Mpanombidy nahita aomby revo: maladia kiso. (Ohabolana BETSIMISARAKA)
soanja
4.
Akana may tsy hay fandrambazana. (Ohabolana BETSIMISARAKA)
soanja
5.
Aza matoky tena tahaka ny antsy kely be zarana
aivetinakely
6.
Aza matoky tena tahaka ny antsy kely be zarana.
aivetinakely
7.
Nahoana no mpanefy ka dombo antsy?
jentilisa
8.
mitompo teny fatratra toy ny antsikely be zarana
jentilisa
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101