Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 02/06/06 | Tsy adala aho fa ny lambako no mavomavo | herikely |
| 3 | 26/09/07 | Ny adala no tsy ambakaina, Andriamanitra mahatahotra | ilanto |
| 2 | 26/09/07 | Adala nomen-dasiray, herinandro mitsinjaka ihany. | ilanto |
| 1 | 26/09/07 | Manao Andriamani-tsy misy koa manambaka ny adala. | ilanto |