Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -12 - 7 amin'ny 7| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 7 | 19/09/05 | bingo manao matso ka misalovana ny anjaran'ny sasany! | jentilisa |
| 6 | 01/10/05 | Bingo mahafeno lalana | jentilisa |
| 5 | 30/01/07 | Bingo manao matso, ka misalovana ny anjaran'ny sasany | latina |
| 4 | 30/01/07 | tsivaka marim-pandeha | latina |
| 3 | 30/01/07 | avelao hitaha hahitana ny lesoka, avelao hamindra hahitana ny tsivaka | latina |
| 2 | 07/12/07 | Bingo manao matso ka misalovana ny anjaran'ny sasany. | aivetinakely |
| 1 | 27/02/09 | Bingo manao mantso ka misalovana ny anjara toeran'ny sasany. | aivetinakely |