Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny -10 - 9 amin'ny 9
# Daty Ohabolana Nampiditra
9 26/02/06 Boka mangala-pihinana ka lany andro eo am-pisangiana takotra Iantra1
8 28/02/06 Boka mikavina, tsy haingo fa fitehirizan-karena. Boka mangala-pary : ny fary tsy azo, fa ny tanana feno lay. Boka mangala-boatavo, ka mifampitolona samy malama. natix007
7 17/12/07 Tsihy norarim-boka ka hasakasak'izay mividy azy sylvoalias
6 17/12/07 Boka milalao daomy, ka samy tehipasoka fa tsy misy te hanomboka.(lohavato) sylvoalias
5 08/03/08 Boka maimay hanam-bady, ka na ny tanana hanafosafo tsy misy. aivetinakely
4 16/05/08 Tampotampohany sahala ny boka nahazo kapa ka eny am-pandriana avy no tsy hiala kiraro Bazily
3 28/10/08 mifangaroharo be ihany toy ny boka miady, tsa mba fatatsa koa ny fetrika sy ny tehaka ridads
2 28/10/08 mifangaroharo be ihany toy ny boka miady, tsa mba fatatsa koa ny fetrika (totohondry) sy ny tehaka (tehamaina na koa tehampify) ridads
1 09/01/09 Boka mangala-boatavo, mifampitolona samy malama aivetinakely
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0345 seconds