Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -12 - 7 amin'ny 7| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 7 | 13/09/05 | Ny mahery tsy maody tsy ela velona | hery |
| 6 | 17/09/05 | Ataovy toy ny dian-tanalahy, tsinjovina ny eo aloha, jerena ny aoriana. | jentilisa |
| 5 | 21/09/05 | Aza manao soro-baton'ilay jamba efa voa vao mihilana | JMR |
| 4 | 21/09/05 | Ny tongasoa ihany no arahabain'ny olona | JMR |
| 3 | 26/09/05 | Ny mahery tsy maody tsy ela velona | JMR |
| 2 | 26/09/05 | Aza mifaly tsy afa-tavony | JMR |
| 1 | 17/10/05 | Na fy aza ny amalona ny lela tsy atao jono. | hery |