Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -10 - 9 amin'ny 9| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 9 | 13/09/05 | Aza dia fatra-pandefitra toy ny mpivaro-tantely, ka ny tompony indray no milelan-tanana | hery |
| 8 | 16/09/05 | Aza dia fatra-pandefitra toy ny mpivaro-tantely, ka ny tompony indray no milela-tanana. | ftma |
| 7 | 16/09/05 | Aza homa-maizina raha misy fanilo | ftma |
| 6 | 16/09/05 | Maka kitay manana ankizy, misorona afo manan-jiro, homa-maizina eo ampototry ny mazava. | ftma |
| 5 | 16/09/05 | Aza dia ny hodi-boanjo fanary no atao sakafo mahavita. | ftma |
| 4 | 16/09/05 | Tsy mahafoy hamidy takotra ka manta vary. | ftma |
| 3 | 16/09/05 | Mpanankarena mahihitra: maty vao misy milanja. | ftma |
| 2 | 17/09/05 | Ny mahihitra ihany no lany be | jentilisa |
| 1 | 17/09/05 | Horirik'Ambohimanambola: aleo lo toy izay ho an-kavana | jentilisa |