Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 169 - 188 amin'ny 368
# Daty Ohabolana Nampiditra
188 22/01/10 Tsy misy fetrany ny fanantaterahan-javatra raha toa ka tsy misy ny vokany sy ny ezaka ao anaty niryna
187 22/01/10 Mitondra entina hoatra ny tongotra niryna
186 23/01/10 Mihazakazaka tratry ny miadana toy ny bitro sy ny sokatra niryna
185 23/01/10 Fisaka ny marina ka saro-patarina niryna
184 23/01/10 Fisaka ny marina ka saro-patarina niryna
183 17/02/10 Aza miveraka! Razatovo
182 17/02/10 Aoka tsy hanao toy ny mpirafilahy miray fandriana, ka tsy afaka hiray lamba, na samy te-hiady amin'ny hatsiaka aza. Razatovo
181 17/02/10 Aza maika ohatra ny boka hanambady! Razatovo
180 17/02/10 Ny làlana misy sisiny, ny akanjo misy sosony, ny kidoro misy sesiny, fa ny teny misy sasiny! Razatovo
179 17/02/10 Vitam-boka ka tsy azo ianteherana. Razatovo
178 22/02/10 "Vivy nanitrika ka bongo mason'ny nahiny" walte
177 12/03/10 Vod mangettr ka ny mihaino ny feony mampme fa mihaino ny fofony mahatezitra !!! Kdaombaramita
176 13/03/10 Voanemba mitsipika an-joro ,tsy very fa maka toerana . niryna
175 20/04/10 Atao mahery gny vato, fe lafa tsy mivola angeream-boro DEDAKE
174 20/04/10 Gny safa, laha volagny mahasola, laha tsy volagny mahakonotse DEDAKE
173 29/04/10 Ny tsiny tsy misy maso fa mahita, tsy manantandroka fa manoto, tsy manana nify fa manaikitra, an-koditra vao mahangoly walte
172 13/05/10 Mirohadrohake hoy fory matory tompo kimbol
171 13/05/10 Diso fanantenana ohatran'ny makorelina be vohoka, vola no tadiavina ka zaza no ao an-kibo. kimbol
170 01/01/70
169 15/07/10 Rafotsibe leo trandraka ka matahoatra vodi-kifafa melumanga
First  < 8 9 10 11 12 >  Last