• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Handray email
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 38 - 57 amin'ny 117
# Ohabolana Nampiditra
57 Ataovy fitia landy hazo: ka ny madilana tentenana, ary ny maito tohizana. latina
56 Ny havana ataovy toy ny andry ombin'ilay mora: ny aloha voasafosafo, ary ny aoriana voatehatehaka. latina
55 aza manao fihavana-molotra: tezitra vao mifanantona latina
54 aza manao fihavanan'amboa, ka taolana iray no hisarahana latina
53 aza mandalo tanĂ na misy havana latina
52 Aza tsy tia olona, fa ny olona no harena latina
51 aza kely fisian-kavana loatra latina
50 aza manao fihavan-karena, ka tomany handratra ny sasany latina
49 aza mila lolotr'amanona amin-kavana latina
48 aza manao sakaiza manody latina
47 aza manao arahaba mamba: tsy fitia, fa tahotra latina
46 Aza sarotra ihamboana toa avan-dratsy latina
45 havako raha misy patsa, fa raha lany ny patsa, havan-tetezina latina
44 aza manao tsinay homan'aty latina
43 aza misoroka adidy ka tsy manan-tiana latina
42 Tana mpamono mpanambitamby, vava mpitezitra mpamalifaly latina
41 Ny maty aza te ho maro latina
40 raha olona iray no tsy tia ahy, mitoto koba aho hatavy, fa raha ny be sy ny maro no tsy tia ahy, hisotro tsingala aho ho faty latina
39 Misy rony, miara-misotro, misy ventiny, miara-mitsako latina
38 Ny teny ierana tsy mba loza latina
First  < 2 3 4 5 6 > 
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.1158 seconds