Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 30/01/07 | Ny tsongo tsy hita fery no tsy toha | latina |
| 3 | 05/03/07 | Ny teny toy ny foosana, ka izay mamono no mamaha. | niryna |
| 2 | 28/09/07 | Ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra | niryna |
| 1 | 25/09/10 | Masombika manambady Hova: gny tragno, iraisana, fa gny zaka, samby hafa. (Ohabolana BETSIMISARAKA) | soanja |