Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 25/09/05 | Tsy nandre, sa tailana nandrenesana, no mitondra teny tanora ? | hery |
| 2 | 06/02/07 | Raha tanora tsy ho jejo dia aleo maty ho razana | latina |
| 1 | 14/12/07 | Tsy misy tanora natao tsy hijihina, fa rehefa antitra miady lohalika | zanakantitra |