Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 13/09/05 | Matin-kena-maso, ka mihinam-barim-boka. | lanto |
| 3 | 18/09/05 | Menatra ny efa nisaraka ka mitsanga-miankina ihany | McFy |
| 2 | 19/09/05 | Aleo maty toy izay menatra | McFy |
| 1 | 09/05/07 | Isakafoana, mosary ; itafian-damba, henatra. | ikalamako |