Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 27/09/05 | Hovalahy tsy hendry ka zaza-hova vao hilavo-tena | McFy |
| 3 | 22/09/10 | Hovalahy mibaby andriana, ka misolo ny entan'ny Manendy. | soanja |
| 2 | 22/09/10 | Hovalahy mamosavy andevolahy, ka misolo ny entan-kitainy. | soanja |
| 1 | 25/09/10 | Masombika manambady Hova: gny tragno, iraisana, fa gny zaka, samby hafa. (Ohabolana BETSIMISARAKA) | soanja |