Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -11 - 8 amin'ny 8| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 8 | 30/01/07 | Tsinay tsy mivora-poana | latina |
| 7 | 30/01/07 | tsinay tsy mba vatsy, kibo tsy mba lamosina | latina |
| 6 | 30/01/07 | Ny jeri-maso afenina zaka ihany, fa ny kibo miaritra akiky no tsy toha | latina |
| 5 | 30/01/07 | Ny kibo toy ny aponga, ka raha henjanina maneno | latina |
| 4 | 30/01/07 | sitry ve aho ka ho velona ambony vato? | latina |
| 3 | 30/01/07 | Olom-boky tsy manina | latina |
| 2 | 04/02/09 | Kibo nitondra, malahelo amin'ny zavabitika indrindra. | aivetinakely |
| 1 | 11/02/09 | Ny kibo tsy mba lamosina, ny tsinay tsy mba vatsy. | aivetinakely |