Ohabolana nampidirin'i jlambout
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 16/03/07 | Ny eo an-tratra tsy lavo, miantso avia lehiroa | jlambout |
| 3 | 16/03/07 | Arahaba mamba : tsy mba fitia fa tahotra. | jlambout |
| 2 | 16/03/07 | Manao fihavana-molotra, tezitra vao mifanatona | jlambout |
| 1 | 01/03/07 | Ilatsahan'ny varatra am-pangerena, sady maty no mihoson-tay | jlambout |