Ohabolana nampidirin'i ramuscle
Mampiseho ny -10 - 9 amin'ny 9| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 9 | 20/09/05 | manao dadarabe voan'ny bemangovitra ka vao marary dia mosavin'olona | ramuscle |
| 8 | 20/09/05 | ny fo mifankatia no paradisan'tany | ramuscle |
| 7 | 20/09/05 | ny fanambadiana tsy raikitra tsy maha ratsy fihavanana | ramuscle |
| 6 | 20/09/05 | mamono biby tsy mahafaty ka hifoteran'ny rambony | ramuscle |
| 5 | 20/09/05 | aza miady voanjo hadiana ka ny vodiny tapaka ny fakany tsy hita | ramuscle |
| 4 | 20/09/05 | aza tenda lotra ka kenda vao hoe domy aho ra notra | ramuscle |
| 3 | 20/09/05 | manao toy ny kaboné ka hamanizana vao velon'kira | ramuscle |
| 2 | 20/09/05 | fihavanana raha misy patsa ka valin'fingika fingaka | ramuscle |
| 1 | 20/09/05 | aza manao toy ny betsileo ka tsy ny toaka no mahery fa ny ekilibra ro very | ramuscle |