Ohabolana nofidina
Fara-vady anadahy
Nampidirin'i : latina
Hevitra mandeha
latina (14/02/2007 15:00:07)
Teo amin'ny Ntaolo dia nanana toerana lehibe ny anadahy eo amin'ny fiainam-pianakaviana, amin'ity ohabolana ity dia entina ilazana fa ny anadahy no hany azo antoka fa afaka hanavotra sy hanampy ny anabavy raha sendra solafaka izy na resy am-panambadiana